| Value |
Category |
| " fanjakana no tompony tany" |
|
| "Efa nanao demande efa ho 10 taona fa mbola tsy nisy valiny hatramin""izao." |
|
| "Tanim panjakana " |
|
| "Very ny antotataratasy makasik a ny toerana " |
|
| "efa manana trano hodiana rehefa tonga ny fahaterana sy fahavitan""ny fianaran""ny ankizy." |
|
| "efa mikarakara " |
|
| "eo ampanatontosana " |
|
| "eo ampikarakarana naeno ny fanentanana nataony filoham-pirenena fa fohy lotra ny fe-potoana nomenzareo nefa ny ttsy karakaraina bdb " |
|
| "kely ilay tany de mbola tsy mahazaka kadasitra iray mitokana " |
|
| "mbola tsy nivoaka ny fangatahana " |
|
| "satria izahay izao manofa ity tany ity @ ""gare""" |
|
| "tsy misy manana taratasy daolo ny trano ety dia mitovy @zay ny anay " |
|
| An ny. ray aman dreny |
|
| An et ny. ray. aman. dreny |
|
| An'ny fanjakana ny trano nipetrahana |
|
| An. ny ray aman dreny |
|
| An. ny. ray. aman. dreny |
|
| Anda pikarakarana |
|
| Anjara. lova |
|
| Any. amin. ny ray. aman. dreny |
|
| Efa eo am-pikarakarana amin' ny izao |
|
| Efa eo ampikarakarana |
|
| Efa eo ampikarakarana ny taratasy izahay |
|
| Efa eo andalam-panaovana azy |
|
| Efa eo andalam-pikarakarana |
|
| Efa eo andalana ny fikarakarana azy |
|
| Efa mikarakara amin'ny zao |
|
| Efa mikarakara mihintsy amin'izao |
|
| Efa nanao demande fa mbola tsy nivaly |
|
| Efa nanao fa mbola tsy nisy valiny |
|
| Efa. manana. kara tany |
|
| Eo am. pikarakarana |
|
| Eo andalana ny fanamboarana ny tombam pananana |
|
| Lova |
|
| Lova iraisana |
|
| Matahotra sao dia alain ny fanjakana |
|
| Mbola an'i ray aman-dreniny |
|
| Mbola lova ikambanana |
|
| Mbola miandry ny hevitry ny mpiray Tampoa |
|
| Mbola ny maman'ny no titre @ rehetra |
|
| Mbola nyray amandreny no mandoa nyrehetra |
|
| Mbola. misorayra amin ny ray. aman. dreny |
|
| Miandry ny fanampahan-kevitra ny mpirain tampo |
|
| Misoratra. amin ny ray aman-dreny |
|
| Misoratra. amin'ny ray. aman-dreny |
|
| Misoratra. aminy ray amandreny |
|
| Misy. taratasy. andrasana |
|
| Satria tanim-mpanjakana no nanorenana ireo trano ireo |
|
| Satria tanim-panjakana no itoeran'ny trano |
|
| Tanim-panjakana ity tany ity |
|
| Tsy fahalalana izau |
|
| Varimbariana |
|
| ampy ny mahampandova |
|
| an_dalampanamboarana |
|
| andalam-panaovana |
|
| disadisa ara-pianakaviana |
|
| efa nanao demande fa mbola tsy nivaly |
|
| efa any @ reniny |
|
| efa encours ny fahavitany |
|
| efa enregistré any am firaisana ny momba ny fividianana le tany fa mbola tsy nivoaka,satri hatramzao |
|
| efa eo a pikarakarana |
|
| efa eo am-pikarakarana izy izao |
|
| efa eo an_dalam_pikarakarana |
|
| efa eo apanovana azy |
|
| efa manana taratasy nividianana azy |
|
| efa mikarakara tararasy |
|
| efa mikarakara taratasy @ zao |
|
| efa mikarara izahay fa ela be vao vita sady mandany fotoana |
|
| efa nanao demande fa mbola tsy nivoaka |
|
| efa nanao fangatahana fa mbola tsy nivoaka |
|
| entimanana ara bola tsy misy |
|
| eo am-pikarakarana |
|
| eo ampikarakarana |
|
| eo ampikarakarana mihitsy |
|
| eo an_dalapikarakarana |
|
| fa eo an-dalana anao azy ihany koa |
|
| fefiloha dia izay manajary no tompony |
|
| fianakaviana no nividianana azy |
|
| lova avy amin'ny ray aman-dreny dia mbola tsy Nisy fizarana mintsy avy amin-dry zareo mpiray tampo |
|
| lova ilay trano |
|
| lova nozaraina vao aingana. |
|
| mataotra alainy karana ny tany |
|
| mbola andalana fikarakarana azy |
|
| mbola eo ampikarakarana |
|
| mbola eo ny ray amandreny |
|
| mbola hofaina ny tany fa tsy anay |
|
| mbola i mama lo no mikarakara az |
|
| mbola lova |
|
| mbola lova ny tany zany hoe mbola tsy nanao fizarana mazava ny ray aman dreny |
|
| mbola misoratra @ ray aman dreny |
|
| mbola tanimpanjakana |
|
| mbola ts dia nieritreritra |
|
| mbola tsy eto an-toerana ny olona sasany voatonono ho mpivarotra |
|
| mbola tsy voazara ara-taratasy ilay lova |
|
| mbola tsy voazara fa lova |
|
| mbola velona mamanay d izy no mandoha ny hetra sy izay rehetra momban' ny tany d mbola ts azo soratana @ko ny anjarako |
|
| mbola velona ny Ray aman- dreny d mbola misoratra aminy zareo |
|
| mbola velona ny rafozana d ts mbola nizara lova |
|
| mbola velona ny reniko dia any aminy ny taratasy momba ny tany |
|
| miandry ny hafa havoaloha ny hetrany dia miara mientana ny mponina |
|
| misy fa mbola an'ny ray amandreny |
|
| ny zoky fona de refa maty izy de zay vo misolo azy |
|
| resaka fianakaviana |
|
| sarotra br satria ny mpandova be dia be |
|
| satria efa misy ilay taratasy fa mijanona an @olonkafa |
|
| satria izy mpandova |
|
| tanim-panjakana |
|
| tanin-dray aman-dreny fa ny trano no naorina vao taty aoriana |
|
| tany namboleny talo tamin'ny andron'ny président Ratsiraka ary aminizao ry zareo vao manomboka mikarakara ny taratasy rehetra |
|
| trano natolotry ny president ravalomanana,ho solon lay trano manarapenitra |
|
| ts maninona |
|
| tsy azo atao tsiraidray lay demande nefa zareo tokatrano maromaro no mitovy adresse |
|
| tsy azy ny tany |
|
| tsy fantatra ny toerana tokony hanaovana azy |
|
| tsy maharaka ny fotoana |
|
| tsy mahazaka titre 1 ny haben tany |
|
| tsy nahazo alalana |
|
| tsy nieritreritra mintsy ra tsy miandry fizarana tany |
|
Warning: these figures indicate the number of cases found in the data file. They cannot be interpreted as summary statistics of the population of interest.