| Value |
Category |
| "mbola tsy ampy erin-taona no nipetrahanay teto dia tsy hitanay hoe hatraiza ny fiakaran'ny rano " |
|
| Avo ny toerana ipetrahanay ka tsisy atahorana |
|
| Satria avo toerana |
|
| Satria zahay mpanofa dia tsy manana autorisation amin'ny hikitikitihana ny trano |
|
| Tsy ho tratra mihintsy izahay |
|
| Tsy tratran'ny tondra-drano |
|
| ambony toerana ny tranonay |
|
| avela amzao forsi |
|
| avo toerana ety @nay |
|
| mbola tsy hay |
|
| mbola tsy tratran'ny tondra-drano mihitsy |
|
| mety tsy ho tonga aty ny rano satria ambony toerana |
|
| miala |
|
| namboarina ny sisin trano |
|
| reefa tonga dia hiatrehana |
|
| sahirana Amin'ny fitadiavana |
|
| satri voajanahary io d ts mbola miomana |
|
| satria izahay tsy tratrany tondra-drano |
|
| satria ts tafiditra tao antranonay ny trano |
|
| satria tsy atahorana ho tratra ny tokantranonay |
|
| trano vao namboarina,ary tsy tratran'ny tondradrano |
|
| ts tratry ny rano ety fa ambony toerana |
|
| tsy ahiana ho tratran'izany ny tokantranoko |
|
| tsy ahy ny trano |
|
| tsy atahorana ho tratran'ny tondradrano ilay trano |
|
| tsy hatahorana hiarany tondran-drano ny tokantranoko |
|
| tsy manana fanahiana @ loza |
|
| tsy mbola niaran'tondradrano |
|
| tsy mbola nieritreritra loatra |
|
| tsy mbola tratry ny tondra-drano mintsy |
|
| tsy mieritreritra nisian'ny tondra drano eo @ faritra misy azy ireo ka izany no tsy nandraisany fepetra |
|
| tsy misy antony tokony mety havoanay eo am loza satria zahay mipetraka ambony toerana |
|
| tsy misy atahorana |
|
| tsy possible ho tratry ny todra drano ny tanana misy ny trano |
|
| tsy tratran'ny rano ny tokantranonay |
|
Warning: these figures indicate the number of cases found in the data file. They cannot be interpreted as summary statistics of the population of interest.