| Value |
Category |
| "Mba hifindra amin""ny trano misy jiro" |
|
| "Nihon'ny antony teo amin'ny fiaraha-monina " |
|
| "Nomen""ny tao am-piasana trano dia nifindra izahay" |
|
| "Olana teo amin'ny samy Monanofa trano " |
|
| "ady lova " |
|
| "kely " |
|
| "maloto loatra ny manodidina " |
|
| "namboarina ny trano " |
|
| "nanambady ny zandriny dia nanapa_kevitra ny tsy hiray trano intsony " |
|
| "nifindra nohon'ny anton'ny arak'asa " |
|
| "nifindra tamin""ny trano lovan""ny ray aman-dreniko" |
|
| "nilain'ny tompony ny trano " |
|
| "nisy zakay maty " |
|
| "satria nomen""ny toeram-piasana trano ipetrahana tsy andoavam-bola" |
|
| "simba ny trano " |
|
| "tapitra contrat " |
|
| "tsy maintsy nifindra satria nilain""ny tompony ny trano" |
|
| "tsy nahita asa " |
|
| Adin'ny mpiray vodirindrina |
|
| Affectation |
|
| Affectete ny lohampianankaviana |
|
| Crise politique 2002 |
|
| Efa zanaka nipetraka teo an'toerana. |
|
| Fanambadiana |
|
| Fizara pananana |
|
| Hanoy ny fianarana |
|
| Kizitina be ny tompo-trano |
|
| Lafo fihainana any |
|
| Manaraka ny ray amandreniko satria affecté tany ry zareo. |
|
| Maty. ny ray aman dreny dia nalain olona ilay tany |
|
| May ilay trano |
|
| May ny tranonay |
|
| Mba hifindra @ trano tsy hofaina |
|
| Mba te hifindra |
|
| Mba tehipetraka antanan-dehibe |
|
| Mitete ny trano |
|
| Nahavita trano |
|
| Nahavita trano izahay |
|
| Namidin'ilay tompontrano ny tranony |
|
| Namidin'ny tompony ilay trano |
|
| Namidy ny trano |
|
| Nanambady;nitokatrano |
|
| Nande nanambady dia nandao ilay toerana. |
|
| Narodan'ny fanjakana fa trano amoron-dalana |
|
| Navaozina ilay trano |
|
| Navita trano |
|
| Navita trano;noho ny fanambadiana |
|
| Nazeran'ny rano niakatra |
|
| Nesorin. ny. mpampiasa |
|
| Niala teny amin cité,satri nahavita ty trano ty ray amandreny |
|
| Nianjera ilay trano |
|
| Nianjera ny trano |
|
| Nifindra satria affecté tao Fianarantsoa ny Ray aman-dreniko |
|
| Nifindra satria nisy fianakaviana nanome trano ipetrahana |
|
| Nifindra tany @n'ny tranonay ray |
|
| Nifindra tety Antananarivo mba hitady asa |
|
| Nilain ny tompony |
|
| Nilain nytompony |
|
| Nilain'ny tompony. ny. trano |
|
| Nilain'ny tompony ny trano |
|
| Nilain'ny. tompony ny trano |
|
| Nilainy tompony ny trano |
|
| Nirodana ilay trano |
|
| Nisy olana teo @ fianakaviana(hanabavy) |
|
| Nisy todra drano dia nirodana ilay trano |
|
| Nisy. fanafihana |
|
| Nisyfifandiran a |
|
| Noravain'ny fanjakana ny trano |
|
| Olana teo @ fiarahamonina |
|
| Olana teo @ tompo_trano |
|
| Olana teo amin'ny jiro |
|
| Probleme. jiro |
|
| Ratsy securite |
|
| Ravan'ny cyclone ilay trano |
|
| Simba ilay trano nipetrahanay tany dia tsy maintsy nifindra izahay |
|
| Tao foana hatramzay fa mbola tsy nifindra |
|
| Te hody eto Antananarivo |
|
| Te ifindra fa tsy misy antony manokana |
|
| Tsimaintsy mitokana |
|
| Tsy dia tsara ny fiarahamonina |
|
| Tsy fifankazahona teo @vinanto sy rafozana |
|
| Tsy voaloa ny hofatrano |
|
| Tsy. nahazo zaza |
|
| Very asa ka tsy nisy vola nandoavana hofan_trano |
|
| adiady teo @mpiray tanana |
|
| affectation |
|
| affectation @ asa |
|
| affectation dadanay |
|
| affectation ny fanjakana |
|
| affectations |
|
| affecte le olona. nipetrahana tao de tsy maintsy nifindra |
|
| affecter |
|
| affecter ny ray aman_dreny |
|
| affecté |
|
| affecté ny zanako |
|
| affecté tati Tana ny dadany |
|
| affecté teny ivato njay le vadidy |
|
| affecté teto tana ny vadiny |
|
| affectée |
|
| alavitra be ny tsena |
|
| ambany toerana loatra |
|
| amboarina le trano |
|
| anamboatra trano tafo bozaka |
|
| anokatra société manokana d mila trano misy tokontany ngeza. |
|
| antony ara bola |
|
| asa |
|
| asa sy fianarany ankizy |
|
| be loatra ny iray trano |
|
| chômage technique |
|
| disadisa t@ fiankaviana |
|
| disadisa t@ mpiara-monima |
|
| efa manambady amanjanaka |
|
| efa tsy antonina anay intsony ny trano fa tery loatra |
|
| fanambadiana |
|
| feno rano rehefa avy ny orana |
|
| fianara ny ankizy |
|
| fianarana |
|
| fiaraha-monina tsy milamina |
|
| fifamalina @fianakaviana |
|
| fifamalina teo amin zoabavy |
|
| fifandirana teo @rafozana sy vinanto |
|
| fiovana toerana tamin asa |
|
| fitadiavam-bola |
|
| fitsaharana teo @ asa nataon-dRangahy(fisotron-dronono) |
|
| gafin toliara nanenjika ny merina |
|
| hanoy fianarana |
|
| hianatra |
|
| hiantra eto antananarivo |
|
| hiasa |
|
| hitady asa tsara kokoa |
|
| ianatra ndrenivohitra |
|
| ilainy tompotrano ny trano |
|
| incendie |
|
| iverina @trano @zay |
|
| lafo loatra ny jiro |
|
| lasa nipetra any ivelany ny mpampiasa anazy dia namidiny tamin'ny olona hafa ilay trano ary voatery tsy maintsy niala ry zareo |
|
| lavitra toera pitsaboana ra sendra marary 'y zaza kely |
|
| lova mbola tsy voazara |
|
| lovan ny mamany |
|
| mahazo trano tamin'ny orin'asa |
|
| manimba fahasalamana fa tsy azon'ny tanin'andro |
|
| maty ny dadan i voahangy |
|
| maty ny tompontrano dia ilainy zafikely ny trano |
|
| maty ny vadiko dia nasorin'ny fanjakana tao |
|
| maty tao amin'io ny anadahiny dia niala tao izy |
|
| may ny trano dia tsy maintsy nifindra |
|
| mba ahafahana miompy tsara satria tery ilay teo aloha |
|
| mba ahita asa |
|
| mba akaiky fenarana |
|
| mba hanana fahaleovantena |
|
| mba hanokatra hotely ho an'ny tena manokana |
|
| mba hiala @ fiarahamonina be korontana |
|
| mba hifindra @ trano misy parking |
|
| mba ho akaiky ny fianarana efa nianarana |
|
| mba ho amoron-dalana kokoa |
|
| mba ho haleotena |
|
| mba iova rivotra fa narary |
|
| mba te ahaleo tena |
|
| mba te ahaleontena sady akaiky ny toeram-piasana |
|
| miotsaka le tany |
|
| misy bibilava ilay trano dia matahotra ny ankizy |
|
| mitate be le trano rehefa avy orana |
|
| momen'ny papiasa trano ipetrahana |
|
| mpanampy izy |
|
| nafindra ny toeram-piasana |
|
| nahavita ny tranony tena manokana |
|
| nahavita trano |
|
| nahavita trano ny ray aman-dreny |
|
| nahavita trano taty andrenivohitra |
|
| nahavita trano teny @ fefiloha |
|
| nahavita trano vaovao |
|
| nahazo trano t@ ray aman-dreny fa mbola tsy lova |
|
| nahazo trano teny cité avy @ fanjakana |
|
| nalain'ny tompiny ny trano |
|
| nalain'ny tompony ny trano |
|
| nalainy ny tompony ilay trano |
|
| namboarina ilay trano natsaraina |
|
| namidin ray amandreny ny trano |
|
| namidin tompontrano ny trano |
|
| namidin tompony ny trano |
|
| namidin'ny tompon-trano ilay trano |
|
| namidin'ny tompony |
|
| namidin'ny tompony ny trano |
|
| namidy |
|
| namidy fianakaviana le trano |
|
| namonjy ny zanako |
|
| nampekarin tompontrano ny ofatrano |
|
| nanambady |
|
| nanambady dia nitokantrano |
|
| nanambady ny zandriko d zareo ndray no nipetraka ao |
|
| nanambady sady nahavita trano |
|
| nanamboarana trano hafa |
|
| nananganana atelier |
|
| nanara-bady |
|
| nanaraka anzokiko |
|
| nanaraka ny ray amandreny |
|
| nanaram-bady |
|
| narary ny mamako dia voatery nifindra taty izahay |
|
| narodan 'ny fanjakana ny trano,ary nalana teo zahay,de nafindra teto am cité |
|
| nasiny tompotrano nifindra |
|
| navita anty trano ity |
|
| navita trano |
|
| nazeran ny fanjakana ny trano anaovana lalana |
|
| niakatra ny hofany trano de nitady trano mora kokoa |
|
| niala tamin' ilay asa |
|
| nialain'ny tompony ny trano |
|
| nianjera ilay trano |
|
| nianjera ny trano nofainy |
|
| niasa |
|
| niasa ny zanako |
|
| nifampody |
|
| nifindra noho ny toerana niasana fa asa mitovy ihany |
|
| nifindra satria namboarina ilay trano |
|
| nifindra satria nisara-bady |
|
| nifindra satria nisy olona nanome trano ipetrahana maimaimpoana |
|
| nifindra satria tsy nisy toerana mety hanaovana fiompiana |
|
| nikarakara lova rehetra |
|
| nilain ny tompony ny trano |
|
| nilain'ny fanjakana ny camp hametrahana zaza vao |
|
| nilain'ny tompony ilay trano dia tsy maintsy nifindra |
|
| nilain'ny tompony ny trano |
|
| nilainy tompony lay trano |
|
| nilainy tompony ny trano |
|
| nirodana ilay trano |
|
| nirodana ilay trano niperahany |
|
| nirodana ny WC niraikitra t@ trano sady efa nanombotra nitritra koa ny rindrina tao anatiny |
|
| nirodana sady efa nahazo tany |
|
| nisy disadisa teo amin'ny fiaraha-monina |
|
| nisy nanome trano hipetrahana |
|
| nisy nanome trano ipetrahana |
|
| nisy olana teo@ fianakaviana |
|
| nisy tondradrano |
|
| nisy trano nolovaina hafa |
|
| nisy tsy fifanarahana |
|
| nitady asa |
|
| nitady toerana hanaovana fiompiana sy fambolena |
|
| nitate be ny trano sady tsy vita ny ofa_trano |
|
| nizara lova |
|
| nody taty madagascar ilay patron dia nifindra satria tsy nila gardien intsony rzareo |
|
| nohavita trano |
|
| noho ny fiara monina |
|
| nohon ny fitadiavana |
|
| nohon'ny antony arak'asa |
|
| nohon'ny asan'ny raiko |
|
| nohon'ny fianarana atao |
|
| nohon'ny fitadiavana asa |
|
| nono ilay asa |
|
| ofatrano |
|
| olampianakavina |
|
| olana ara pianakaviana |
|
| olana ara-pianakaviana |
|
| olana ara-piarahamonina |
|
| olana eo aminy mpiray tampo |
|
| olana jirama teo am tompotrano |
|
| olana tam tompotrano |
|
| olana teo @ fianakaviana |
|
| olana teo amin'ny fianakaviana |
|
| olana teo amin'ny hofan-trano |
|
| olana teo amin'ny ray aman_dreny |
|
| olanade ara pianakaviana |
|
| porte malheure ho azy ny tany satria tany mamany no maty |
|
| resaka politique |
|
| retraite ny chef de foyer |
|
| sarotiny be ilay tompon-trano |
|
| sarotra ny fiainana |
|
| satria ambany toerana de tratrin'ny rano |
|
| satria ilain'ny fanjakana ilay tany |
|
| satria izahay teto ihany |
|
| satria lova ilay trano dia manahirana raha ipetraka ao fona |
|
| satria mbola manamboatra trano dia nifindra aloha |
|
| satria taty nahazo tany |
|
| simba ilay trano |
|
| simba ilay trano tany |
|
| tapaka contrat teo aminy asa |
|
| tapaka lava ny jiro |
|
| tondraka ny rano |
|
| trano nomen'ny mpampiasan'ny dadan'ny nirina dia rehefa vita ny asa tany itasy dia niverina antananarivo ihany |
|
| tranompanjakana de retraité de Nifindra |
|
| tranondray amandreny dia niezaka nahaleotena |
|
| tratran tondradrano fona |
|
| tsimaintsy niala satria nalain' ny mpampanofa ny trano mba hipetrahan'ny zanany |
|
| tsy araka ny hofan-trano |
|
| tsy dia mety le miaraka @ fianakaviana |
|
| tsy maintsy nifindra satria namidy ilay trano |
|
| tsy mandoha hofatrano |
|
| tsy mbola nifindra |
|
| tsy misy varavarankely |
|
| tsy niala teo mihintsy zareo fa natsaraina ilay trano |
|
| tsy nifanaraka ny mpanofa sy ny tompon-trano |
|
| tsy nifanaraka t@tompotrano |
|
| tsy nifindra |
|
| tsy nifindra f teto fona |
|
| tsy nifindra izy, f miasa no ataony ato antrano ato |
|
| tsy nifindra mihitsy |
|
| tsy nifindra mitsy fa natsaraina ny trano satry tranon'i mamanay ary tato no teraka |
|
| tsy nifindra mitsy zahay |
|
| tsy nisy lakozia |
|
| tsy omby entana fa tery |
|
| tsy tamana |
|
| tsy tamana satria nasiaka be ilay olona nipetrahana |
|
| vakitrano |
|
| vira ny tranon zareo ipetrahany @ zao |
|
| vita ilay trano teny mamamba |
|
| vita ny asa |
|
| vita ny asa izay natao tany |
|
| vita ny asa tany |
|
| vita ny asa tany tamatave |
|
| vita ny tranony manokana |
|
| voafetra ny olona mipetraka tao. |
|
| zay ny tian ny ray amandreniko |
|
Warning: these figures indicate the number of cases found in the data file. They cannot be interpreted as summary statistics of the population of interest.